MG :
Ity repositories ity dia mitahiry ny Baiboly @ teny Malagasy * izay azon'ny olona rehetra hampiasaina . Raisina an-tanan-droa avokoa ireo fanamarihana sy fanatsarana rehetra. Fisaorana feno ho antsika rehetra.
EN :
This repository hosts the Malagasy Bible in a format accessible to everyone. We welcome thorough reviews and contributions for ongoing enhancements. Heartfelt thanks to all users for their valuable contributions.
- ....Tsy mbola haiko fa apetrako eto ihany rehefa mahita izaho 😁😁.
-
Fork-eo
-
Mamorona branch ho anao (git checkout -b branch_ko)
-
Commit-eo ireo fanovana nataonao (git commit -m "Nanova zavatra milay be")
-
Push-eo @ izay (git push origin branch_ko)
-
Mamoronà Pull request
Mankasitraka / Thank you